Unser Team in Madagaskar

„Ich werde mein Herz und meinen Verstand auf Santatra konzentrieren, um das Leben meiner Nächsten zum Aufblühen zu bringen.“

Ny foko sy ny saiko no hatolotro ho an’i Santatra ho fanatsarana ny fiain’ny mpiara-belona amiko.

Tafita

„Ich will anfangen, mein Leben und das meiner Nächsten zu verbessern.“

Ho santariko ny fanatsarana ny fiainako sy ny an’ny mpiara-belona amiko.

Richard

„Denke daran, dass die Rohstoffe endlich sind. Vermindere den Verbrauch der verfügbaren Ressourcen durch den Gebrauch der energiesparenden Kocher!“

Tsarovy fa misy fetrany ny angovo sy ny harena ankibotany ka tsitsio. Mampiasà fatapera mitsitsy!

Flavien

„Verbessert die Produktion, indem ihr verschiedene Pflanzen anbaut und dadurch mehr und besser produzieren könnt!“

Hatsarao ny fomba fambolenareo amin’ny alalan’ny fomba fanaovona voly maroloko mba hanatsarana ny vokatra.

De l’Or

„Ich mag meine Arbeit, denn hier beginnt der Umweltschutz: Mit der Sorge für die jungen Pflanzen in der Baumschule.“

Tiako ny asako satria eto no manomboka ny fiarovana ny tontolo iainana, amin’ny alalan’ny fikajiana sy fikarakarana ny toerana fambolen-kazo.

Alex

„Ich kümmere mich um die Erziehung und Bildung der Kinder. Mein Ziel ist es, sie zu begleiten und ihnen beim Lernen zu helfen, damit sie ein bestmögliches Leben haben werden.“

Amin’ny sehatra fampianarana sy fanabeazana ny ankizy no misy ahy. Ny tanjona sy ny faniriako dia ny mikaraka sy manampy azy ireo amin’ny fianarana mba hananany fiainana sy ho avy tsara indrindra.

Joicia